Dikan'ny teny : railovy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-boron-kely sady tsara feo no tsara tarehy fa misy sangany misandrahaka ohatra ny fikopaka eo ambony lohany ka nahatonga ny olona hanome azy ny anarana hoe andriamborona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel