1 a.: Toetran'ny volo tsy voahogo fa mihaha mipariaka ary toa misaritaka. - t.i.f.: Rakarakaina, arakaraka, voarakaraka / mandrakaraka, fandrakaraka, mpandrakaraka I andrakarakana, fandrakarakana / mirakaraka, firakaraka, mpirakaraka 1 irakarakana, firakarakana / maharakaraka.
Ahitsio