Dikan'ny teny : rakitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vola angonina tsikelikely hatao tahiry:Manaova rakitra raha ta hahazo bisikileta ianao amin'ny faran' ny tao na. • h.o.: Harena, zava-tsoa sarobidy voatahiry: Rakitra lehibe ho an'ny firenena ireo sangan'asan'ny mpanoratra ao aminy. ? Toerana misy ny vola angonina: Namahy rakitra Ikoto ornaly. • Vola tantazana amin' ny olona vory maro be tsirairay, indrindra any ampiangonana: Tsy hisy uidimpidirana fa rahitra no hotantazana eo am-baravarana. - t.i.f.: Raketina, voarakitra I mirakitra, firakitra, mpirakitra / iraketana, firaketana 1 maharakitra / rakidrakitra. • F.-p.: Latsa-drakitra: ny vola alatsaka ao anaty rakitra na arotsaka amin'ny rakitra any am-piangonana. / Raki-malala: izay rehetra tiana sy lalaina. / Rakitr'antitra: enti-milaza izay zava-tsarobidy tehirizina amim-pitandremana fatratra. / Tsy mahamafy rakitra: enti-milaza zavatra na olon-tiana izay amohana ny rakitra mora foana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel