Dikan'ny teny : rakorako

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny volo misaritaka, tsy milamina. - t.i.f.: Arakorako, voarakorako, tafarakorako / mirakorako, firakorako, mpirakorako / irakorakoana, firakorakoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel