1 (ar. ramadana) a: Volana fahasivy amin'ny kalandrie miziolimanina ifadian'ny Silamo hanina, ka isan' andro hatramin'ny fiposahan'ny masoandro ka hatramin'ny filentehany, dia tsy mihinana na inona na inona izy ireo mandritra an'io iray volana io.
Ahitsio