Dikan'ny teny : ramatoa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny ilazana ny zanakavavy voalohany: Raha nisakana Ramatoa, My ary ianao Raivo. ? Ampiasaina hilazana ny vehivavy vady andefimandry: Rangahy no tao an-trano fa ramatoa lasa niantsena ? Ilazana amimpanajana rahefa mety ho vehivavy, ka ampiasaina mandeha irery izy na miaraka amin'ny anaran'Bay olona: Tsy naharitra ilay Ramatoa ka lasa. Tonga ao Ramatoa Rasoa. ? Iantsoana ny vehivavy Iresahana: Aoka re, Ramatoa, fa azoko ny tianao holazaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel