Dikan'ny teny : ramatra

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fihaingoana, firavahana. - t.i.f.: Tafaramatra 1 miramatra, firamatra, mpiramatra I iramatana, firamatana j maharamatra 1 ramadramatra. Ahitsio
2 a.: Kaikitra mafy amin'ny nify, ady ifanaovana misaritaka. - t.i.f.: Ramatana, voaramatra / mandramatra, fandramatra, mpandramatra 1 andramatana, fandramatana 1 maharamatra / ramadramatra, mifandramatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel