Fandraisana
Fitadiavana
Fampidirana teny
Lisitra
Momba ny takelaka
Hisoratra anarana
Hiditra
Dikan'ny teny : rambasana
Hampiditra dikany hafa
(ramby) mt. ih. (rambaso): Samborina tampoka ary an-keriny amin'ny nify: Norambasan'ny alika ny vody pataloan'Ibalita.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0554
Hametraka hevitra
Midira aloha