Dikan'ny teny : rameva

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-biby mandinika avy any Aria misy trafony anankiroa. (Ny rameva dia ataon'ny olona fitaingina, nefa fihinana tsara koa ny henany ary manome ronono koa aza izy; ankoatra izany, mbola azo arnpiasaina ny hodiny sy ny volony). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel