Dikan'ny teny : ramy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo lehibe fahita amin'ny faritra atsinanana sy andrefan'ny Nosy, fanaovana lakana — noho izy mety ho be velarana — sy izay faritra tsy hita maso amin'ny fanaka (toy ny vatasarihana); fa ny tena ahafantaran'ny maro ny ramy dia ny ditiny anaovana emboka manitra. (Canarium Madagascariense). Ahitsio
2 a.: Ditin-kazo fanembohana sady fampiasa koa hanosorana ny fandidian-dokanga; ilazana koa ny hazo mahitsY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel