Dikan'ny teny : ranabavy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana anajan' ny lehilahy ny vehivavy iray tam-po aminy: Aoka re, ranabavy, aza misahirana mahandro vary ho ahy amin' izao elanelam-potoana izao ianao. ? h.i.: Ilazana koa ny vadin'ny zaodahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel