Dikan'ny teny : ranadahy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana anajan' ny vehivavy ny lehilahy iray tain-po aminy: Miandry andranadahy eto aho fa ho avy hitsidika aty, hono, izy. ? h. i.: Iantsoana ny vadin'ny zaobavin'ny tena koa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel