Dikan'ny teny : ranaotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana ilazana na iantsoana ny zaodahy na ny zaobavin'ny tena, izany hoe ny iray tam-po amin'ny vady: Mitsako tsy re ka ken-da vao "dony aho, ranaotra" (Ohab. enti-milaza olona manao zavatra an-tsokosoko ka misy fahavoazana manjo vao miantso vonjy amin'ny hava-na na sakaiza). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel