Dikan'ny teny : rangahy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana omena ny sakoivy rehefa mby hiofo ho monany izy. Ahitsio
2 a.: Anarana iantsoana lehilahy efa baba taona ho fanajana azy: Lasa ilay Rangahy nipetraka teo ambonin'ny dabilio vato. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel