Dikan'ny teny : rangitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandranitana zavatra, fanaovana izay hampaharanitra zavatra. - t.i.f.: Rangitana, arangitra, voarangitra / mandrangitra, fandrangitra, mpandrangitra / andrangitana, fandrangitana / mirangitra, firangitra / irangitana, firangitana I maharangitra I rangidrangitra I marangitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel