Dikan'ny teny : rangolahy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Bay vato fisaka amin'ny fasan-drazana atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona eo anoloana; amin'ny fasana anirotra kosa, ilay vato fisaka atao rakopasana: Tsy mba vero na mba rangolahy / no manafina an'io fasana io fa ny nofoko zary manahy / no mandrakotra omaly sy anio. (J.J.R.) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel