Dikan'ny teny : ranitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny zavatra manify dia manify ka mahadidy na mitsilotsilo ka mahaloaka. ? Vady tsy aradalana, vehivavy iaraha-mipetraka tsy ara-dalèna, tokantranomaso, vazo, sengy. - t.i.f.: Ranitina, ranitana, voaranitra I mandranitra, fandranitra, mpandranitra I andranitana, fandranitana / miranitra, firanitra / iranitana, firanitana / maharanitra / ranidranitxa, maranitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel