Dikan'ny teny : ranjo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny faritra eo anelanelan'ny lohalika sy ny kitrokely: Mizara roa ny ranjo dia ny uoauitsy na kibondranjo ary ny fingotra. - t.i.f.: Ranjoana / mandranjo, fandranjo, mpandranjo. * F.-p.: Bao ranjo: olona toa mitovy tantana ny ranjony. Ahitsio
2 a.: Anaran-kazo (Dracaena reflexa) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel