Dikan'ny teny : ranoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana omena ny tsiranorano amboarin'ny fihary mba hanova toetra ny hanina alohan'ny hidirany amin'ny ra; ohatra, ny rora dia ranoka manova toetra simika ny hanina raha mbola vao ao am-bava. Ahitsio
2 sy Ranodranoka ft.: Zavatra mitera-drano na mando lava; enti-milaza toetr'aretfna mahalanaka izaitsizy ny marary. é Mandranoka, fandranoka, mpandranoka / mandranodranoka, fandranodranoka, mpandranodranoka . Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel