Dikan'ny teny : ranomasina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Rano lalina sady midadasika ary manonja misamboaravoara, m an odidina ny tany: Masirasira ny tsiron'ny ranomasina ka auy amin'izany no nahatonga ny anarany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel