Dikan'ny teny : ranombavaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: (taloha) Ra-no fanafanana natao tao am-bava dia namafazana ny olona marary na ny olona handeha lavitra — (ankehitriny) Vavaka ombam-paniriana miloaka ny fo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel