Dikan'ny teny : ranona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny ifampiantsoan'ny samy vehivavy rehefa miresaka, na ilazany olona tsy tiana hotononina ny anarany na hadinony tsy tonga ao am-bavany: Tsy hitandRanona angaha ilay olona teto anikeheo? — Ranona atsy avaratra no nandrenesako an'izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel