Dikan'ny teny : ranoray

Hampiditra dikany vaovao
1 na Ranoiray p.t.: Enti-milaza loko maro mitambatra ka manjary tokana lehibe, bambaray: Irony loko samy hafa atentin'ny habakabaka / milahatra mirindrarindra, milanto mifanapatapaka /; kanjo nony keiikeiy mihanaka ho ranoray. (Haeckel A.) ? Mitovy tantana: Tondraka ny rano manodidina ny tanĂ na, ka tsy nisy havoana sy lemaka intsony, fa ranoray no fitazana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel