Dikan'ny teny : rantiranty

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fanatrangana zavatra aseho tsy misy miafina ho hita tsara; entina milaza koa ny olona maro be na fiadiana izay miseho ankianja. - t.i.f.: Arantiranty, voarantiranty, tafarantiranty, tafaranty 1 mandrantiranty, fandrantiranty, mpandrantiranty I andrantirantiana, fandrantirantiana 1 mirantiranty, firantiranty, mpirantiranty j irantirantiana, firantirantiana 1 maharantiranty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel