Dikan'ny teny : ranto

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandehanana any an-tany lavitra hivarotra na hikaro-java-tsoa. - t.i.f.: Rantoina, rantovina, voaranto I mandranto, fandranto, mpandranto 1 andrantoana, fandrantoana 1 firantoana 1 maharanto / rantoranto. Ahitsio
2 (Ski) a.: Tany misy fui-ka fotsy madinika dia madinika ary midobodoboka raha hitsahina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel