Dikan'ny teny : rao

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Raorao a.: Toetran' ny zavatra misy marokoroko ny ivohony, hasaosao, harokoroko. 1 h.o.: Adiady, fifandirana, tsy fifanarahana: Hialako io raharaha io fa toa be raorao be ihany. - t.i.f.: Marao, maraorao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel