Dikan'ny teny : raotina

Hampiditra dikany vaovao
1 (raotra) mt. ih. (raoty): Hanin'ny biby (ahitra, vilona): Noraotin'ny ombinareo ny katsako ka tsy manaiky aho. ? h,i.: Tapahina amin'ny antsy: Noraotin'ireo ankizy ireo ny vilona teto. 1 Hogoina, saratsarahina mba hitsikerakera: Noraotiny tamin'ny fandraotra ny volony talohan'ny hivoahany. ? h.o.: Tenenina, levilevena, kapohina mafy:Horaotiko mihitsy ilay karilahy iny raha vao tonga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel