Dikan'ny teny : raotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanongôtana na fakana an-keriny; fihinanan'ny biby (ahitra); fibangoana na fihogoanany volo. - t.i.f.: Raotina, araotra, voaraotra / mandraotra, fandraotra, mpandraotra / andraotana, fandraotana 1 miraotra, firaotra, mpiraotra 1 iraotana, firaotana / maharaotra I raodraotra / maraotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel