Dikan'ny teny : rasa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandidiana sy fitetehana ny henam-biby vonoina hohanina. i tif: Rasaina, voarasa 1 mandrasa, fandrasa, mpandrasa / andrasana, fandrasana / mirasa, firasa, mpirasa 1 maharasa. * F.-p.: Diso rasa: tsy nahatratra ny fotoana fizaran-kanina. / Tia rasa: tendana, sarotra an-kanina. / Rasa malama: enti-milaza fizaran-kanina vita tsara tsy misy kely sy lehibe. / Atao tra-drasa: entimilaza ny biby izay efa marary na nahazo takaitra, ka vonjena vonoina fa tsy avala ho faty ho azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel