Dikan'ny teny : ratraina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ratra) mt. ih. (ratrao): Asana ratra: Noratrain'io tsofa io ny zanako. • h. o.: Ampitondraina alahelo: Noratrainao, hono, ny fony tamin'ny nandaozanao azy tampoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel