Dikan'ny teny : ratsiaina

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Enti-milaza ny vehivavy bevohoka manan-javatra tiana hohanina mafy: Ratsiaina vorivorin-kena Ramatoa io tamin'ny nanana ny zanany voalohany. ? h.i.: Maniry fatratra: Ratsiaina ady io lehilahy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel