Dikan'ny teny : ravana

Hampiditra dikany vaovao
1 (raya) mt. ih. (rauao): Fongorina, levonina: Nora-mana ilay tamboho tetsy atsimo tetsy. ? Vahana, saxatsarahina: Norauany aloha ilay famantaranandro mao namboariny indray. ? Ale-fa; asaina miparitaka, mihahaka: Noravana tamin'ny efatra ny mpianatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel