Dikan'ny teny : ravo

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Ravoravo p.t.: Entimilaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. i tif: Ravoravoina, aravoravo, voaravoravo, tafaravoravo / mandravoravo, fandravoravo, mpandravoravo / andravoravoana, fandravoravoana 1 miravoravo, firavoravo, mpiravoravo / iravoravoana, firavoravoana / maharavoravo / haravoana / faharavoana. - F.-p.: Miravoravo manana: manana tsy amin'ahiahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel