Dikan'ny teny : ravona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fampitoviana tantana; fanovonana ny iva ary fisorohana ny avo ho marintampona; fizarana zavatra mba hitovy tsy hisy kely sy lehibe. - t.i.f.: Axavona, voaravona, tafaravona / mandravona, fandravona, mpandravona 1 andravonana, fandravonana / miravona, firavona / maharavona J ravondravona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel