Dikan'ny teny : rebareba

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Akanjo na fitafiana lava be sy mitaritarika. i t.i.f.: Arebareba, voarebareba, tafarebareba / mirebareba, firebareba, mpirebareba / irebarebana, firebarebana / maharebareba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel