Dikan'ny teny : rebika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Dihy faly misy tsinjaka. - t.i.f•: Tafarebika / mirebika, firebika, mpirebika / irebehana, firebehana I maharebika / rebidrebika. - F,-p,: Mitotorebika: mandihy manipy sandry malefadefaka fa ny tongotra kosa mitoto, izay manao toy ny mively langorony, mitana ba, manamafy ny lamako. / Manao rebik 'ondry: (fihasimban'ny hoe ribik'ondry): mirohotra manao izay efa be mpanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel