Dikan'ny teny : reboka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihinanana an-kisesy amin-kasarotana na hatendana, famosibosehana. 1 p.t.: Mieboebo, mirehareha amin'ny fandanilaniana, amin'ny firaQaradana. - t.i.f.: Areboka, voareboka J mandreboka, fandreboka, mpandreboka I andrebohana, fandrebohana J mireboka, fireboka, mpireboka J mahareboka I rebodreboka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel