Dikan'ny teny : redareda

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lelafo mirehi-be toa mahafinaritra ka maharitra. - t.i.f.: Aredareda, tafaredareda l mandredareda,fandredareda, mpandredareda J andredaredana, fandredaredana I miredareda, firedareda, mpiredareda J iredaredana, firedaredana I maharedareda. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel