Dikan'ny teny : rediredy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teniteny be tsy misy heviny; fimenomenonana tsy misy fiatoana: Ny andRangahy io koa, rediredy foana; aiza ka hamidiko aminy masonkarena, hono, ity xauatra nanahirana ahy izaitsizy ity! - t.i.f.: Rediredena, arediredy, voarediredy, tafarediredy J mirediredy, firediredy, mpirediredy I irediredena, firediredena I maharediredy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel