Dikan'ny teny : refaka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Toetran'ny zavatra mitaritarika mifafa amin'ny tany toy ny rambo, ny akanjo lava... - t.i.f.: Arefaka, tafarefaka I mirefaka, firefaka, mpirefaka J irefahana, firefahana ! refadrefaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel