Dikan'ny teny : refona

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Valaka, reraka noho ny hanoanana: Refona aho ka nijanona nipetraka teo ambody hazo, nihinana iiay tapa-mofo farany tao anaty kitapoko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel