Dikan'ny teny : rehareha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana... ananana: Reharehan'olona re izany! mba manana fiarakodia izy ka dia mianjonanjona er?. ~ Zavatra na olona mahatonga hanana hambo: Ianareo miaramila nandresy no reharehan'ny firenena. - t.i.f.: Reharehana, voarehareha, tafarehareha / mirehaxeha, firehareha, mpirehareha 1 ixeharehana, fireharehana / maharehareha. Ahitsio
2 a.: Karazan-kazo (Colea); misy reharehalahy (Colea floribunda), ary reharehavavy (Colea). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel