Dikan'ny teny : rembana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy mitovy fahitsy fa misy avo sy iva, toy ny tandrok'omby ny iray manondro ambony, ny iray manondro ambany na mandroso eo anoloana, somaradimbana (jar. Dimbana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel