Dikan'ny teny : rendrika

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Latsaka ao anaty rano ary difotra tsy afamipoitra intsony, fefika: Rendrika ny lakana. 1 Reno-ka: Rendriky ny torimaso tzy tamin'izay. ~ Latsaka lalina ao anatin'ny...: Rendriky ny alahelo izy. 1 Raikipitia: Efa rendrika aminy ny fon-janakao. 1 a.: Empo, tsonika: Tsy tsara rendrika ity uolafotsy ity. - t.i.f.: Arendrika, voarendrika, tafarendrika 1 mandrendrika, fandrendrika, mpandrendrika I andrendrehana, fandrendrehana 1 mirendrika, firendrika, mpFrendrika 1 rendrindrendrika 1 maharendrika. - F.-p.: Rendrika uao nahazo amalona: fiteny enti-milaza olona tratran'ny loza mahamay kanjo dia izany no nahazoany soa. 1 Tafita uao rendrika: afaka tamin'ny sarotra vao tojo ny loza lehibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel