Dikan'ny teny : renifeo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana omena ny renisoratra eo amin'ny fanononana. Misy karazany efatra lehibe ny renifeo: ny renifeo tsotra (b, d...), ny renifeo sosona mikasaoka (tr, dr...), ny renifeo sosona kentsona (nt, mp, nd...), ny renifeo kambana (oh. 1 sy n amin'ny hoe olona, izay tononina hoe "on"). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel