Dikan'ny teny : renin-jaza

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana 1) niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana; 2) ilazana ny renin-drazazavavy amin'ny fotoana fampakarana; 3) iantsoana ny mpampivelona na ny mpanome tambavy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel