Dikan'ny teny : renivintana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana orne-na ireo vintana efatra lehibe sady mahery, dia ny Alahamady, Asorotany, Adimizana ary Adijady. Ireo renivintana ireo, amin'ny fanandroana izay anisana ny andro amin'ny iray volana, dia mi-tondra andro telo avy: vavany, vontony ary vodiny; oh. Vava alahamady, vonton'alahamady, vody alahamady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel