Dikan'ny teny : renoka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Variana dia varia-na amin'ny asa, amin-javatra iray: Renoky ny raharahany izy ka tsy nahaheno ahy niditra akory. ΒΆ M.h.: Revo, sondriana. ~ Rendrika: Renoky ny torimaso. 1 Raiki-pitia: Efa renoky ny fitiavana anao izy. i tif: Renohina, arenoka, voarenoka I mandrenoka, fandrenoka, mpandrenoka / andrenohana, fandrenohana / mirenoka, firenoka, mpirenoka 1 irenohana, firenohana / maharenoka 1 renodrenoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel