Dikan'ny teny : renty

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ravaka na haingo manaitra mamirapiratra: Be renty loatra ity trano ity ka tsy tiako indray. ? Teny marevaka feno sarin-teny sy angolam-pitenenana: Be renty izany raha lahateny. ? Haingonkaingony, angolankira: Hira feno renty. i t.t.f.: Rentena, voarenty 1 mandrenty, fandrenty, mpandrenty I andrentena, fandrentena f mirenty, fixenty, mpirenty / irentena, firentena / maharenty i rentirenty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel