Dikan'ny teny : reona

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Reondreona a.: Ny feon-javamaneno maro na ny mpihira betsaka indray miaraka. Enti-milaza koa ny feon'ny kotrok'orana manakoako manao lavareny. - t.i.f.: Mireona, fireona, mpireona / mheondreona, fireondreona, mpireondreona 1 mahareona, mahareondreona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel